Entrée | 1 tsy hita pesipesenina |
Mots élémentaires | 2 tsy, 3 hita, 4 pesipesenina |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina [1.1] |
Explications en français |
7 complètement invisible, incompréhensible [1.3] |
Exemples |
8 Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina!
[2.270#]
9 Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472] 10 Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996] |
Synonymes | 11 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |